| Entry | 1 tsy amboa tsy lambo |
| Elementary words | 2 tsy, 3 amboa, 4 lambo |
| Part of speech | 5 locution |
| Explanations in Malagasy |
6 tokana irery tsy mana-namana; ilazana ny singan-drery tsy misy mpanampy na miaraka, na dia alika na lambo iray aza [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|